Teny iditra vangaratra
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Tankay] (dihy) tsiroaroa no miaraka, aroso indray mandeha ny tongotra iray, dia ahemotra, ary avy eo: maka iny fihetsika iny koa ny tongotra faharoa... ka tahaka izany hatrany: mandroso foana, manaraka boribory eo an-kianja anivon' ny olona vory. [Ndemahasoa: Antakay]
Ohatra   Amin' ny dihy, dia ao ny trako, ny betatoato, ny vangaratra, ny mangoleda, ny tsiketraketraka, ny sintobe, ny elakelaka. [Ndemahasoa: Antakay, takila 90]

Nohavaozina tamin' ny 2017/12/06