Teny iditra | vangavanga (vanga) | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | Teny ilazana loko misy pentina mainty na mena, fa fotsy ny tokotaniny [1.1] | |
Ohatra | olona roa toy ny sahy manakiana ny tanora ankehitriny amin' irony fiteny vangavanga mifangaroaro irony
[2.245] | |
Tovy hevitra | vanga | |
Ohabolana | Ohabolana misy io teny vangavanga io | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/03/19 |