Teny iditra vango
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Tambahoaka] vely, famelezana [Rakotosaona 1972]
  [Taisaka] dona, vely [Rakotosaona 1972]
  [Tanala] famelezana, fikapohana [Rakotosaona 1972]
 Famelezana izaitsizy; fanesokesohana (sakafo) tsy misy fiatoana [Rajemisa 1985]
Sampanteny 

Teny iditra vango
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Sakalava] Karazan-trondron-dranomasina izay tsy saro-pantarina amin' ny kirany madinika betsaka izay mihintsana ho azy raha vao fihinina mafimafy ny trondro; matsiro nofo, saingy bebe taolana ny vango: halavany: 75 sm (midina any an-dranomasina ny vango rehefa hanatody eo amin' ny volana Zanvie ka hatramin' ny volana Marsa) [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay variété de poisson de mer [SLP 1986]
Voambolana 

2009/09/09