Teny iditra vangovango (vango)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fanaovan-javatra amin' ny ankapobeny fotsiny [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay action de dégrossir, d'ébaucher, de préparer grossièrement [Abinal 1888]
Famaritana frantsay ébauche [SLP: Voambolana]
Sampanteny 

Teny iditra vangovango
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Tambahoaka] habantanana [Rakotosaona 1972]
  [Sihanaka] fehin-tanana, traba [Rakotosaona 1972]
  [Tanosy] ravaka mamehy tanana [Rakotosaona 1972]
Famaritana frantsay bracelet, anneau [SLP: Voambolana]

2012/04/02