Teny iditra vangy
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fandehanana mitsidika olona any aminy; fitsapana alehelo noho ny fahafatesan-kavana [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay visite [Abinal 1888]
Sampanteny 

Teny iditra vangy
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Nify maranitra sady somary lavalava kokoa noho ny sasany manelanelana ny vazana sy ny nify anoloana, eo an-kilany sy an-daniny avy [Rajemisa 1985]
 ombalahinify [SLP 1986]
Famaritana anglisy dents canines des chiens
¶ longueur des dents chez un individu [Richardson 1885]
Famaritana frantsay mandibule, canine [SLP 1986]
Voambolana 
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra Fa namorivory kosa ny moron-drano, dia nampitsidika ny lohany ipoiran' ny vangy roa miranirany teo ambony fasika ny mamba. [Andriamalala: Zazavavindrano]

2013/07/30