Teny iditra vanika
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fampisehoana ny nify, na ho mari-pihomehezana tsy afa-manoatra izay na ho mari-katezerana; tsy fahakombonan' ny vava noho ny harerahana mafy [Rajemisa 1985]
Sampanteny 

2009/02/23