Teny iditra | vaninandro | |
Singan-teny | vany ; andro | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Ny andro sy volana ary taona nitrangan-javatra na nanaovana asa iray: Ny vaninandro 26 Jona 1960 no nahazoan' i Madagasikara ny fahaleovantenany [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Temps fixe, jour fixé [1.3] | |
Voambolana | Fotoana | |
Nohavaozina tamin' ny 2024/03/21 |