Teny iditra vankona
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Fiasan' ny mpandrafitra hanadiovany ny hazo ho tonga malamalama tsara: Ny vankona dia lehibe noho ny rabao [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   a carpenter's plane; cf. rabao [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   rabot; cf. rabao [Hallanger 1974]
Voambolana  
Sampanteny  
Ny bikany  
vankona
vankoko
vankonao
vankony
vankontsika
vankonay
vankonareo
vankon'
vankon-
vankom-
vanko-
-bankona
-bankoko
-bankonao
-bankony
-bankontsika
-bankonay
-bankonareo
-bankon'
-bankon-
-bankom-
-banko-
Fitovian-keviteny   rabao
Kamban-teny, lohateny, anarana  
Fifanahafana   taim-bankona

Nohavaozina tamin' ny 2017/06/24