Teny iditra vanobe (vano, be)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy fotsy tanteraka ny volony fa ny ranjony sy ny vavany no vony tanora; amin' ny toerana be farihy sy ony lehibe ary amin' ny heniheny no ahitana azy [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay le héron Goliath de couleur rousse. Ardea goliath. [Abinal 1888]
Voambolana 
Anarana siantifika Ardea goliath

2013/07/30