Teny iditra vanomainty (vano, mainty)
Sokajin-teny anarana
Famaritana frantsay héron noir tacheté de blanc aux ailes. Ardea gularis, Bosc. [Abinal 1888]
Voambolana 
Anarana siantifika Ardea gulari
Ohatra Ary izao koa no fomba ny heniheny dia azo angalana laoka hafa indray hihinanana vary, fa eo ny voronandrano, sy ny vanofotsy, sy ny vanomainty, sy ny vorompotsy, sy ny talèvana, sy ny angaka, sy ny arosy na haralahy, sy ny faralámbotra, sy ny fotsielatra, sy ny kitanotano, sy ny tsiriry, sy ny vivy, sy ny otrika. [Callet: Tantara]

2013/07/30