Teny iditra vantana
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Mahitsy: Vantana ity lalana ity fa aroho
¶ Tsotra tsy misy olakolaka: Vantana ny ankizy raha miteny
¶ Tsotra tsy misy aingitraingitra na haingonkaingony: Vantana loatra izany hira izany! [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny frantsay droit, sans détours, ouvert, simple, clair, par où l'on passe aisément, correct: Vantana ny ankizy madinika, raha milaza zavatra (Les enfants parlent sans détours, sont ouverts, simples, quand ils disent quelque chose) ~ Vantana loatra ny hiranareo (Votre chant est trop simple) ~ Vantana io lalana io (Ce chemin est droit, facile) ~ Vantana ny fiteniny (Son language est clair, correct) [Abinal 1888]
Fanazavàna teny anglisy straight forward, open [Hallanger 1973]
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Teny iditra vantana
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Voan' ny aretin-kibo ka mivalana tsy mahatsiaro tena: Vantana ao Ibalita hatramin' ny aninaraina [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny frantsay qui a la diarrhée [Abinal 1888]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31