Teny iditra vantotr > vantotra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza olona na biby tanora efa ho lehibe [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Something already large but not yet arrived at maturity; a young animal, etc. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Se dit de l'homme et des animaux qui viennet de parvenir à la grosseur ordinaire de l'espèce [1.3]
Ohatra 
1Hianao vantony, izaho maitso volo [2.69]
2Mimenomenona hoatra ny ampelam-bantotra [2.558]
3Ka tamin' ny farany dia izahay vanto-dahiny no nifidianana [2.643]
4Torimasom-bantony nahazo fandria-malemy no nanapitra ny andro tontolo [2.643]
5Ary hanatitra fanatitra hohanina izy, dia iray efaha isam-bantotr' ombilahy sy iray efaha isan-ondrilahy koa [2.996]
Haiendriteny 
Tsotra : vantotra, vantony, vantotr', vanto-
Ny ankehitriny : -bantotra, -bantony, -bantotr', -banto-
Sampanteny 
Kamban-teny 
Anaram-biby 
Ohabolana