Teny iditra vaona
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Tsy mahitsy, meloka. [Rajemisa 1985]
Sampanteny 

Teny iditra vaoña
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Tanala] gogo (trondro), karazan-trondro fotsifotsy nohon'ny toho monina [Rakotosaona 1972]
Voambolana 

2009/09/01