Teny iditra varahontsana
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Tsy mahahetsika noho ny hatairana na tahotra. [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay sans consistance, sans cohésion, brisé par la fatigue [Abinal 1888]
Sampanteny 

2013/12/18