Teny iditra varatra
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Karazan' afo avy amin' ny fifanatonan' ny rahona misy elektrisite sy ny tany, rehefa avy orana, ka mahatonga tselatra sy kotroka ary mahafaty izay ilatsahany: Nilatsahan' ny varatra ny omby niraoka tery an-kavoana [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   thunder; a thunderbolt [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   foudre, tonnerre [Hallanger 1974]
Voambolana  
Ny bikany  
varatra
varatro
varatrao
varany
varatsika
varatray
varatrareo
varatr'
vara-
varatry
-baratra
-baratro
-baratrao
-barany
-baratsika
-baratray
-baratrareo
-baratr'
-bara-
-baratry
Kamban-teny, lohateny, anarana  
Teny nalaina  

Teny iditra varatra
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   fotaka [Rajemisa 1985]
Ny bikany  
varatra
varatro
varatrao
varany
varatsika
varatray
varatrareo
varatr'
vara-
varatry
-baratra
-baratro
-baratrao
-barany
-baratsika
-baratray
-baratrareo
-baratr'
-bara-
-baratry

Nohavaozina tamin' ny 2017/08/08