Teny iditra varavarana
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Loaka namboarina amin' ny rindrin' ny trano mba hahazoana miditra sy mivoaka ao an-trano ary koa mba hahazoan' ny trano rivotra sy hazavana. (Roa karazana ny hazo rafibaravarana, dia ny tolana sy ny lelavaravarana: ny tolana no iraiketan' ny varavarana amin' ny rindrina noloahana ary ny lelavaravarana kosa dia ilay hazo fisaka voavoatra ho azo arindrina sy vohaina mipetaka amin' ny tolana amin' ny alalan' ny savily) [Rajemisa 1985]
 rafitra hazo na vy mameno ny bananoaka natao hidirana sy hivoahana [SLP 1986]
Famaritana anglisy a door or window opening [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay porte [Hallanger 1974, SLP 1986]
 fenêtre [Hallanger 1974]
Voambolana 
Endriteny 
varavarana
varavarako
varavaranao
varavarany
varavarantsika
varavaranay
varavaranareo
varavaran'
varavaran-
varavaram-
varavara-
-baravarana
-baravarako
-baravaranao
-baravarany
-baravarantsika
-baravaranay
-baravaranareo
-baravaran'
-baravaran-
-baravaram-
-baravara-
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra 
1Dia injay novohany ny varavarana. [Rapatsalahy: Kintana, takila 23]
2I Zama no namoha varavarana anay. [FOFAFIPE: Haivola, takila 16]
3Tsy nikatona rahateo moa ny varavarana. [Andraina: I Vola, takila 83]
Teny nalaina 
Lahatsoratra 

Teny iditra varavarana
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Betsimisaraka] Anaran-kazandrano [Rajemisa 1985]
Voambolana 
Endriteny 
varavarana
varavarako
varavaranao
varavarany
varavarantsika
varavaranay
varavaranareo
varavaran'
varavaran-
varavaram-
varavara-
-baravarana
-baravarako
-baravaranao
-baravarany
-baravarantsika
-baravaranay
-baravaranareo
-baravaran'
-baravaran-
-baravaram-
-baravara-
Ohatra 
1Dia injay novohany ny varavarana. [Rapatsalahy: Kintana, takila 23]
2I Zama no namoha varavarana anay. [FOFAFIPE: Haivola, takila 16]
3Tsy nikatona rahateo moa ny varavarana. [Andraina: I Vola, takila 83]

2017/10/25