Teny iditra varavarana mirindrina mora vohaina
Singan-teny varavarana ; mirindrina ; mora ; vohaina
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Ilazana ny teny natao teo imason' ny maro ka tsahivin' ny olona mora foana [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/17