Teny iditra varavarankely
Singan-teny varavarana ; kely
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Rafitra hazo na vy mameno ny bananoaka natao hanazavana sy hidiran-drivotra [1.13]
Fanazavàna teny anglisy A window [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Fenêtre [1.8, 1.13]
Voambolana 
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01