Teny iditra variana
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Very hevitra: Very ny firavako sarobidy ka variana aho
¶ Lasa eritreritra: Variana aho mijery ireto tanora betsaka, tsy maintsy hitadiavana asa rahampitso
¶ Mifantoka amin' ny zavatra tokana ny sain ka manadino izay tokony hatao, sondriana, revo: Varian-dalao izy katsy nahatsiaro sakafo akory [Rajemisa 1985]
Sampanteny 
Ohatra Variana Randrianaivo mahita ireto olona marobe mbola tsy misy fantany, fa vao vahiny vao tonga avokoa. [Rajohanesa: Kintana]
Teny nalaina 

2013/07/30