Teny iditra varinesy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Zavatra ahosotra ny hazo mba hampalambolambo ary hampamirapiratra azy [1.1]
 Karazan-dranoka ahosotra na atifitra hampangirana zavatra iray [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Vernis [1.3]
 Vernis, émail [1.13]
Ohatra 
1Voamboana no nanaovana azy, ary voahosotra varinesy. [2.332]
2Mamindra amin' izay izy amin' ny tongotra mingadongadona tsara voavitsy, sady vita varinesy amin' ny savony - fara-kaingo izany tamin' izay. [1.437]
Kamban-teny 
Ny fihaviany Anglisy: varnish.

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/26