Teny iditra variona
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Rivotra avy andrefana any amorontsiraka atsinanana; ny avy atsimo atao hoe anintafara [Rajemisa 1985]
Voambolana 
Mpanahaka  alapoie ~ ambarao ~ ampalo ~ ampela ~ animbaratra ~ añina ~ añindambo ~ añintafara ~ fandohotse ~ radraty ~ rambondanitra ~ raorao ~ rea ~ sikilaonina ~ sobe ~ tadio ~ tafio-drivotra ~ tafiotra ~ tsitoly ~ varatraza

2009/02/23