Teny iditra variray
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Tanala] Ny faritra ambany ny gorodona amin'ny trano any amoron-tsiraka eny na ny aty afovoan-tany aza faritra tsy misy na tsy voafefin-drindrina ambany gorodona amin'ny trano [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31