Teny iditra varo-bazaha (varotra, vazaha)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy varotra tsy misy ady varotra fa efa raikitra hatrany tsy azo ovana ny vidin' entana [Rajemisa 1985]
Fandikana frantsay vente à prix fixe [Abinal 1888]

Teny iditra varobazaha (varona, vazaha)
Sokajin-teny anarana
Fandikana frantsay  [Betsimisaraka] (de varona et vazaha : étranger, introduit). Eugenia jambosa Crantz (Myrtaceae). Arbre introduit pour ses fruits comestibles, parfumés. Voir aussi jamborizano. C'est le « Jam-rosa » des créoles, parce qu'il rappelle l'odeur du Géranium rosat. [Boiteau 1997]
Voambolana 
Anarana siantifika Eugenia jambosa

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31