Teny iditra varo-boba (varotra, boba)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy varotra mora dia mora [Rajemisa 1985]
 varotra ambany vidy noho ny vidiny andavanandro [SLP 1986]
Fandikana frantsay très bon marché, à vil prix [Abinal 1888]
 solde [SLP 1986]
Voambolana 

Teny iditra varo-boba (varotra, boba)
Sokajin-teny mpamaritra
Fandikana anglisy sold very cheaply [Hallanger 1973]
Fandikana frantsay vendu à vil prix [Hallanger 1974]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31