Teny iditra | varo-droa (varotra, roa) | |
Sokajin-teny | fomba fiteny | |
Famaritana malagasy | enti-milaza olona roa samy mivarotra zavatra iray (ohatra trano iray izay karakaraina mpanera roa samy hafa) [Rajemisa 1985] | |
Fandikana frantsay | action de vendre encore ce qu'on a vendu, de promettre à l'un ce qu'on a promis à l'autre [Abinal 1888] | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |