Teny iditra varo-maizina (varotra, aizina)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy mitovy amin' ny varotra an' elakela-trano [Rajemisa 1985]
Fandikana frantsay marché noir [SLP 1986]
Voambolana 
Teny mitovy hevitra risoriso
Ohatra Ny vidin'entana tamin'ny varo-maizina dia lasa dimy, folo, roapolo heny na mihoatra aza, amin'ny vidiny andavanandro [Andraina: Mitaraina]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31