Teny iditra varo-mandeha (varotra, leha)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy fivarotana entana mifindrafindra amin' ny toerana maro samihafa fa tsy amin' ny toerana anankiray raikitra [Rajemisa 1985]
Fandikana frantsay colportage [Abinal 1888]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31