Teny iditra varo-maty
Singan-teny varotra ; maty
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Varotra entana tsy azo averina intsony na manao ahoana na manao ahoana
Hevitra an' ohatra: fahafatesana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Vente définitive [1.3]
Ohatra izao vao tena tsaroany fa varomaty aminy ny fony. [2.895]
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/23