Teny iditra | varombo | |
Sokajin-teny | anarana | |
Famaritana malagasy | Ilay faritra hoboka aty idiran' ny zarany amin' ny angady [Rajemisa 1985] | |
Fandikana anglisy | a socket [Hallanger 1973] | |
Fandikana frantsay | douille, partie de la bêche, de la lance, dans laquelle entre le manche [Abinal 1888] | |
douille, socle [Hallanger 1974] | ||
Voambolana | Mekanika | |
Teny nalaina | Ohabolana misy io teny varombo io | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |