Teny iditra varo-miandry (varotra, andry)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy varotra entana izay avela hijanona eo raha mbola tsy lafo [Rajemisa 1985]
Fandikana frantsay objets qu'on garde longtemps, qui ne se vendent que par circonstance, dont on demande un bon prix [Abinal 1888]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31