Teny iditra varo-miera (varotra, era)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy varotra entana azon' ny mpividy averina raha tsy mahafa-po azy [Rajemisa 1985]
Fandikana frantsay vente d'un article qui peut être rendu si l'acquéreur n'en est pas content [Abinal 1888]
Teny mitovy hevitra varo-mifody

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31