Teny iditra varo-mifody (varotra, fody)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy varotra entana azon' ny mpividy averina raha tsy mahafa-po azy [Rajemisa 1985]
Teny mitovy hevitra varo-miera

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31