Teny iditra varongy
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Hazon' ala atsinanana, tsy dia mafy loatra, nefa maro mpitady hanaovana hazon-trano, hazon-kodiaran-tsarety, rafitra madinika... (Ocatea tricophlebia) [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   a common hardwood tree [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   arbre dont le bois est excellent pour la construction. Ocatea tricophlebia, Baker. On distingue : varongifandrianakanga ; varongifotsy ; varongifotsimalailay, espèce de Plecospermum ; varongimainty ; varongimanitra ; varongimena ; varongiravimbanana, Ocatea tricophlebia ; varongivoara. [Abinal 1888]
   arbre qui donne un bois dur commun [Hallanger 1974]
Ohatra   ary ny varongy koa, dia azo atao laona fitotoambary, fa izany koa no mahatsara ny varongy; [Callet: Tantara, takila 58]
Anarana siantifika   Ocatea tricophlebia
Voambolana  
Habaka   Xylothèque de Jean-Claude Cerre (http://perso.orange.fr/cerre/poster/pages/Varongy.htm)

Nohavaozina tamin' ny 2014/09/19