Teny iditra varoraka
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Enti-milaza akanjo na lamba tsy voafatotra tsara fa ketraka, migedragedra
¶ Tsy mihetsika firy fa kivy sady vizana [Rajemisa 1985]
Sampanteny 

2013/07/30