Teny iditra varotra ambongadiny (varotra, vongady)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy varotra be no atao fa tsy mitsipotipotika [Rajemisa 1985]
Fandikana frantsay vente en gros [Abinal 1888, SLP 1986]
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31