Teny iditra varotra an' elakela-trano (varotra, any, elaka, trano)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy varotra atao any an-takontakona tsy sahy mazava noho ny mpivarotra ta hanondrotra ny vidin' entana tsy ara-drariny [Rajemisa 1985]
Teny mitovy hevitra varotra an-kobohobo

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31