Teny iditra varotra an-kobohobo (varotra, hobohobo)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy varotra atao any an-takontakona tsy sahy mazava noho ny mpivarotra ta hanondrotra ny vidin' entana tsy ara-drariny; varo-maizina [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31