Teny iditra varotra an-trano tokana (varotra, any, trano, tokana)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy varotra entana tsy mety hita any an-kafa fa ao amin' io toerana io ihany [Rajemisa 1985]
Fandikana frantsay monopole [Abinal 1888]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31