Teny iditra varotra omby anaty ambiaty
Singan-teny varotra ; omby ; anaty ; ambiaty
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Fivarotan-javatra tsy eo ambany maso fa any lavitra any ka atao tsara laza fotsiny; varotra ifanambakana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Litéralement: vente de boeufs cachés dans les ambiaty; figuré: vente malhonnête [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/26