Teny iditra varotra tsy miverim-bodiondry (varotra, verina, vody, ondry)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy varotra entana nanomezana vola mialoha ho fandraiketam-barotra, ka raha tahiny tsy raikitra ny varotra any aoriana, dia lany maina iny vola iny fa tsy averin' ilay olona tompon' entana intsony [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31