Teny iditra varotry ny mananotena (varotra, ano, tena)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy varotry ny mpivarotra misalasala noho izy sady ta hahazo vola no toa tsy mahafoy entana [Rajemisa 1985]
Fandikana frantsay litéralement: commerce des veuves; figuré: vente faite avec hésitation, dans la crainte de se tromper [Abinal 1888]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31