Teny iditra varo-tsy mifody (varotra, tsy, fody)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy varotra entana tsy azo averina intsony
¶ hevitra an' ohatra: fahafatesana [Rajemisa 1985]
Fandikana frantsay vente sur laquelle on ne revient pas
¶ figuré: la mort [Abinal 1888]
Ohatra Eny, nentiny nanaraka azy tokoa ny zanany, any amin' ny varo-tsy mifody nandaozany antsika. [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 184]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31