Teny iditra varozaka (rozaka)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Enti-milaza: 1) zavatra lava mirefarefa na mitaritarika; 2) teny lava tsy misy antony fa ny teo ihany no averimberina [Rajemisa 1985]
Sampanteny 
Tsipelina hafa 

2013/03/23