Teny iditra vary
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Karazan-javamaniry madini-boa, izay ambolena amin' ny tany malaria sy be rano, foto-kanin' ny telo ampahefatry ny mponlna eran' izao tontolo izao, ka anisan' izany ny Malagasy. (Misy karazany maro ny vary arakaraka ny lafiny jerena: raha ny bika aman' endriny no jerena, ao ny vary lava, vary botry, vary rojo..., raha ny toerana aniriany kosa, ao ny vary ankeniheny, ny vary an-tanety, ny vary tomboka; raha ny fotoana amafazana azy, ao ny varialoha, vakiambiaty, vary asara, vary jeby, vary atriatry.)
¶ Famarana taloha mitovy amin' ny tolàna inenin' ny vata, izany hoe mahatratra eo amin' ny 120 litatra ankehitriny eo ho savily eo: Vary zato tsy enti-mandeha. [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   rice [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   le riz, la plante du riz. Oryza sativa, L. [Abinal 1888]
   riz [Hallanger 1974]
Anarana siantifika   Oryza sativa
Voambolana  
Sampanteny  
Ny bikany  
vary
variko
varinao
variny
varintsika
varinay
varinareo
varin'
varin-
varim-
-bary
-bariko
-barinao
-bariny
-barintsika
-barinay
-barinareo
-barin'
-barin-
-barim-
Kamban-teny, lohateny, anarana  
Teny nalaina  
Lahatsoratra  
Haianarantany   Anaran-toerana misy itý teny vary itý (7)
Ambalavary
Ambarinakanga
  Ambohibary
Tsaratanimbary
  Tsaravary
Tsinjovary
  Vohibary

Teny iditra vary
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Dikanteny anglisy   manova, mahafa; miova [Sewell 1875]
   manovaova; miovaova [Hallanger 1969]
Ny bikany  
vary
novary
hovary

Teny iditra vary
Sokajin-teny   anarana
Dikanteny anglisy   blank-and-white ruffed lemur (Varecia variegata variegata) [Mittermeier: Lemurs]
Dikanteny frantsay   lémur vari (Varecia variegata variegata) [Mittermeier: Lemurs]
Anarana siantifika   Varecia variegata variegata
Voambolana  
Tsanganana sy sary iray takila   Ny Gidro

Nohavaozina tamin' ny 2017/06/29