Teny iditra vary lena
Singan-teny vary ; lena
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny frantsay Riz mouillé
Qui s'accordent, s'entendent, s'aiment [1.3]
Ohatra Raha mahita mpangalatra hianao, dia vary lena hianao sy izy, ary miombona amin'ny mpaka vadin'olona hianao. [2.996]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/23