Teny iditra vary mangatsiaka
Singan-teny vary ; mangatsiaka
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny frantsay Riz froid, cuit la veille
Travail , affaire inachevés et repris un autre jour [1.3]
Ohatra Vary mangatsiaka sisa nihinanantsika omaly izao no nohaninay, dia lasa izahay, fa tsy nitoetra akory. [2.324]

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/23