Teny iditra | vary misy ro ka haronina | |
Singan-teny | vary ; misy ; ro ; ka ; haronina | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza olona manaonao foana, tsy mahalala fomba toy ny ankizy izay mangaron-tanana ny vary misy rony [1.1] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11 |