Teny iditra vasohina (vasoka)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Atao mangavoka
Alana baraka: Novasohiny teo imason' ny olona teo aho [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : vasohina, vasohiko, vasohinao, vasohiny, vasohintsika, vasohinay, vasohinareo, vasohin', vasohin-, vasohim-, vasohi-
Ny lasa : novasohina, novasohiko, novasohinao, novasohiny, novasohintsika, novasohinay, novasohinareo, novasohin', novasohin-, novasohim-, novasohi-
Ny hoavy : hovasohina, hovasohiko, hovasohinao, hovasohiny, hovasohintsika, hovasohinay, hovasohinareo, hovasohin', hovasohin-, hovasohim-, hovasohi-
Filaza mandidy : vasohy

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05