Teny iditra vasoka
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy tsy mamiratra na mangirana fa mangavoka, matroka, komavoka: Vatosoa efa vasoka ity ka tsy tiako
¶ afa-baraka ka menatra
Mitovy hevitra: kimavo ~ mangafoka ~ mangavoka ~ matroka ~ tsy mamiratra ~ tsy mandina ~ tsy mangirana ~ vazina [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy off-color, tarnished, discolored [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay terne, se dit des couleurs, du luisant, du poli, qui a perdu de son éclat, de son lustre [Abinal 1888]
 terne, terni [Hallanger 1974]
Sampanteny 
Ohatra 
1nikiraro baoty tonta izy, satroka tsy hita amin' ny fizaran-taona firy no nisatrohany, nitafy akanjo rebareba mainty vasoka sy niofon' andro izy. [Profita: Ranary, takila 90]
2Ankehitriny, noho ny toe-javatra sy ny hevitra nisosoka na nisolo ny teo aloha, dia toa efa vasoka dia vasoka ny " didim-pihavanana " narahin' ny razana hatrizay hatrizay [Rahajarizafy: Filozofia, takila 53]
Teny nalaina 

2015/11/04