Teny iditra vata
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fanaka vita amin' ny hazo na vy, atao fainetrahana fitafiana na zavatra hafa ao anatiny: Avalona ao anaty vota ny lamba madio
¶ Fotoben' ny famarana taloha izay natao koa hoe fahenim-bary, mitovy amin' ny 20 litatra na 2 dekalitatra ankehitriny; ny tapa-bata izany dia 10 litatra no fatrany [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy a box; a trunk or suitcase; a rice-measure [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay caisse; malle, mallette; mesure de capacité [Hallanger 1974]
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra 
1Vata roa mitsontsorika ny orony; [Dahle: Angano, takila 253]
2Ataingina eo ambony talantalana io vata io. [FOFAFIPE: Rosovola, takila 49]
3Alaivo ao anaty vata ao raha hijery ianareo. [FOFAFIPE: Tongavola, takila 43]
4Sao dia amin' iroa vata anankiroa roa angaha. [Rapatsalahy: Kintana, takila 109]
Teny nalaina 

2019/03/22